Misaotra an’Andriamanitra ary misaotra NY Dorkasy FJKM Ambohitantely tonga namangy NY vadin’ny mpiomana ho Mpitandrina, nanolotra lamba sy fanampiana ho an’ireo zanany @ izao fiomanany ho amin’ny fanendrena azy ireo amin’ny 22 Novembre ho avy izao. Hoy i Jesoa:Araka izay efa nataonareo tamin’ny anankiray amin’ireto rahalahiko kely indrindra ireto no nataonareo tamiko Matio 25: 38