RASOAMANANA FRANCK
2020-02-17
Ny famirapiratana sy ny tafiotra Rehefa nodimandry tampoka Andrianony Mpitandrina teto Ambohitantely ny taona 1895, dia toy ny sosoa notampohin-drano ka nitsaha-niketrika » ilay hafanampon’ny Fiangonana sy ilay firehetam-po teo amin’ny fijoroana vavolombelona, mainka moa fa tonga rahateo koa nyHamaky manontolo