ANDRIAMAHERY
2020-02-17
LOHARANO NIPOIRAN’I ANDRIAMAHERY Zanak’Andriankoto Rainimboamahamanina sy Razakavololonandriana i Andriamahery. Tao Antsahabe izy no teraka, manodidina ny taona 1820 tany ho any. Izany hoe zandrin-dRainitrena izy raha ny taona no jerena. Rasoatahiana no anaran’ny vadiny. Ny lovantsofina eo anivon’ny fianakaviana diaHamaky manontolo