LOHARANO NIPOIRAN’I RAINITRENA : Rainitrena Andriamahazo no tena anarany. Noheverina ho teraka tany amin’ny taona 1800 tany ho any izy ary taranak’olona ambony sady fototr’olona ny loharano nipoirany : Andrianony (1750) mpanolotsainan’Andrianampoinimerina, avy amin’ny foko Zanak’Andrianato, zanappokon’ny Zanatapanga avy ao Ambohibemasoandro nyHamaky manontolo

LOHARANO NIPOIRAN’I ANDRIAMAHERY Zanak’Andriankoto Rainimboamahamanina sy Razakavololonandriana i Andriamahery. Tao Antsahabe izy no teraka, manodidina ny taona 1820 tany ho any. Izany hoe zandrin-dRainitrena izy  raha ny taona no jerena. Rasoatahiana no anaran’ny vadiny. Ny lovantsofina eo anivon’ny fianakaviana diaHamaky manontolo

Mpitarika voalohany ny Fiangonana Ambohitantely Andriamahery sy Rainitrena no mpirahalahy mianala niombona fiantsoana ka nitandrina ny Fiangonana Ambohitantely voalohany indrindra hatrany amin’ny andron’ny fanenjehana aza. Tao anatin’ny vanimpotoanan’ny fanenjehana no nandraisan’izy roalahy ireto ny Fialzantsara ka azo nosokajiana ho isan’ireoHamaky manontolo