Ny tantaran’ny Fiangonana Ambohitantely
2020-02-14
Ny loharano niteraka ny ony Efa hatramin’ny andron’ny fanenjehana no nisian’ny vondrombavaka tao Antsahabe izay toerana nofidian’ireo kristiana vitsivitsy hifampaherezana sy hifampianarana ary indrindra ho fiaraha-mivavaka. Toerana mbola azo nierena tsara ny tao Antsahabe tamin’izany fotoana izany noho izy somaryHamaky manontolo