Ny Loholona sy Diakona no mpiara-miasa voalohany amin’ny Mpitandrina amin’ny fiandrasana ny ondrin’Andriamanitra. Antoky ny fahombiazan’ny fiandrasana ny ondrin’Andriamanitra, araka izany, izy ireo. Fiantsoana manokana mihitsy hatrany amin’ny andron’ny Testamenta Taloha sy ny Testamenta Vaovao ny maha Loholona sy nyHamaky manontolo