FIANDRAIKETANA NY ARA-PANAHY
2020-02-24
Ity Fiandraiketana ity dia nataon’ny Mpihevidraharaha ho Fiandraiketana miara-miasa akaiky amin’ ny Mpitandrina eo amin’ny ara-panahy. Marina fa ny Fiandraiketana rehetra dia natao hiara-miasa amin’ny Mpitandrina avokoa, fa ny Ara-panahy dia azo lazaina ho manovo ny vina sy ny fanatanterahanaHamaky manontolo