FIANDRAIKETANA NY SAMPANA SY NY SAMPAN’ASA ARY ASA
2020-02-24
Tany aloha, ity Fiandraiketana ity dia nirafitra ho Fiandraiketana iray ihany tamin’ny Fandraharahana, saingy noho ny vina vaovao ho fanomezan-toerana ny asa sy ny fitomboana, dia niitatra ny asa ka natao ho Fiandraiketana manokana izy. Ity dia isan’ny Fiandraiketana lehibe,Hamaky manontolo