Ny Fiandraiketana ny Fifandraisana dia misahana ny fifandraisana anatiny sy ivelan’ny Fiangonana. Ny atao hoe fifandraisana ivelany dia ny fandaminana ny solonten’ny Fiangonana amin’ny famonjena fivoriana Foibe, Synodamparitany, Faritra, Komity, sy ny fifampiofanana ivelan’ny Fitandremana Ambohitantely. Ny atao hoe fifandraisanaHamaky manontolo