FIANDRAIKETANA NY ASA SOSIALY
Fiandraiketana vaovao ity Fiandraiketana ity. Nahatsapa mantsy ny Fiangonana fa isan’ny fijoroana ho vavolombelona tahafina amin’i Jesoa ny asa soa. Fony tety amin’izao tontolo izao i Jesoa, dia namahana ny noana, nitsabo ny marary, nampahery ireo sahirana, eny, nanao zava-dehibeHamaky manontolo