SAMPANA SEKOLY ALAHADY

KRISMASY HARIVA

Isaorana ny Tompo, Isaorana ny Mpitandrina sy ny vadiny, ny ray aman-dreny, ny mpampianatra, ny mpandraharaha ary ireo ankizy tonga maro fa tanteraka soamantsara ny fidirana Sekoly Alahady ny faha 08 nov teo tao aorian’ny fihibohana koa am-pifaliana no hizarana ny sary.
Hitohy izany ny Alahady 15 Novambra 2020 @ 8 ora – 9h30 ao @ Akany koa manentana antsika rehetra handefa ny zanantsika ho fitaizana ka hananan’izy ireo fahendrem-panahy ary hitombo @ fahalalana tsara an’i Kristy.
Mirary fitahiana ho an’ny isam-batan’olona